Teny iditra fibaiko (baiko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mibaiko, izany hoe manome baiko na famantarana ifanaovana, na teny fampanaovan-javatra [Rajemisa 1985]
 taova enti-mibaiko ny fiasan'ny milina iray [SLP 1986]
Fandikana frantsay Manière de parler, de commander, ceux à qui on commande [Abinal 1888]
 commande [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31