|
|
|
|

Teny iditra1  fibango
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mibango na mandrandrana ny volo
Azo bangoina: Volo tsy fibango itony
Voambolana  4  Fandram-bolo
Fototeny  5  bango

Fivaditsoratra  6  fibango, fibonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21