Teny iditra | fibata (bata) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin' ny tanan-droa [1.1] | |
Teny iditra | FIBATA | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny frantsay | Sigle de Fitateram-Bahoakan' Antanana [...] [tohiny 1.5] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | |
Fivaditsoratra | fibata, fitaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |