|
|
|
|

Teny iditra1  fibatana
Fototeny  2  bata
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever
6  [1.13] manutention, levage
Ohatra  7  [2.944] Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano.
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fibatana, fitabàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21