Teny iditra | 1 fibatana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever 5 [1.13] manutention, levage |
Ohatra |
6 [2.944] Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. |
Fototeny | 7 bata |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 fibatana, fitabàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |