|
|
|
|

Teny iditra1  fibedana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] L’action de saisir, le motif
Fototeny  5  beda
Tovy hevitra  6  fambedana, fanabedana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11