|
|
|
|

Teny iditra1  fibohafana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisavovonana be; figaragarana sy fivahana ho azy; fibontsinana ho ngeza
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#85] Dilatation, épanouissement, prodigalité
Fototeny  5  bohaka

Fivaditsoratra  6  fibafohana, fibofahana, fibohafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21