|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bohaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  fastened at one end and loose at the other, as a mop, a brush, a tassel; to be plaited at one end but loose at the other, as braids of hair. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qui s’est dilaté, épanoui, soulevé, qui est élastique ; fig. prodigue par vanité [1.3#84]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11  bohaka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  (de bohaka, adjectif, qui se dilate, s'épanouit). Tinopsis conjugata (Thouars ex Radlk.) Capuron (Sapindaceae). [Taifasy] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  bahoka, bohaka, haboka, hobaka, kaboha

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15