|
|
|
|

Teny iditra1  fibohaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io
Fandanilaniana foana, fanobatobana
Fototeny  4  bohaka

Fivaditsoratra  5  fibohaka, habofaky, hibafoka, hibofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21