|
|
|
|

Teny iditra1  fibonehana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fipetrapetrahana, fahalemena paika: Ny fibonehany loatra indray no tsy itiavako azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] gentleness, quietude of manner
Fototeny  5  bonaika
Tovy hevitra  6  habonehana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11