|
|
|
|

Teny iditra1  fibonehana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  bonaika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fipetrapetrahana, fahalemena paika: Ny fibonehany loatra indray no tsy itiavako azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] gentleness, quietude of manner
Tovy hevitra  6  habonehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29