|
|
|
|

Teny iditra1  fibosesehana
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidirana na firohotana miaraka indray mandeha: Loza ny fibosesehan' ny olona hijery io olona naratra io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de se presser, l’issue [1.3#92]
Ohatra  6  Akory ity fibosesehana nataonao, hoy ny mpampivelona. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08