|
|
|
|

Teny iditra1  fidabohana
Fototeny  2  daboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany
Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana
Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12