Teny iditra | fidarabohana (daraboka (daboka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de tomber lourdement [1.3] | |
Ohatra | Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |