|
|
|
|

Teny iditra1  fidedadedana
Fototeny  2 dedadeda
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo
5 Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'action de flamber [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08