Teny iditra | fidinginana (dingina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |