Teny iditra (1/2) | 1 fidobohana |
Fototeny | 2 doboka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#110] Le retentissement |
Teny iditra (2/2) | 6 fidobohana |
Fototeny | 7 doboka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fitoerana, fipetrahana, fijanonana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#110] L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour |
Ohatra |
11 Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS. [2.356#] |
Fivaditsoratra | 12 fidobohana, hodabofany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |