|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidoboka
Fototeny  2  doboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#440] la manière de résonner
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fidoboka io

Teny iditra (2/2)7  fidoboka
Fototeny  8  doboka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#440] état de celui qui stationne
Ohatra  12  Nafana daholo ny tenako rehetra, nirotoroto fidoboka ny foko. [2.4#]
13  Efa impiry ny vavako no nanaporofo izany taminao ry Dolfa, efa impiry ny foko no mafy fidoboka teo anatrehanao ry Dolfa. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11