Teny iditra | 1 fieronana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika |
Fototeny | 4 erona |
Tovy hevitra | 5 fierona |
Fivaditsoratra | 6 fieronana, fionerana, fiorenana, naferinao, nafinareo, narefinao, nefarinao, niferanao, noferanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |