|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  erona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitezerana, fandrahonana
Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a growl, a roar
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'action de gronder, de rugir, de réprimander
6  [1.8] grondement, rugissement
Ohatra  7  [2.285] ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy.
Voambolana  8  Feo
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)13  erona
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Taimoro] hendry

Teny iditra (3/3)16  erona
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  anore, areno, erona, -nareo, onera, orena, renao, reona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21