Teny iditra fiesikesika (esikesika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona miesikesika, na mandeha miadana midanesaka toy ny olona be kibo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20