Teny iditra fievenana (evina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivoahan-drivotra eo amin'ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05