Teny iditra | fifadiana (fady) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | abstention [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [Abinal 1888] | ||||
abstention de certains mets, certains actes tabous [Hallanger 1974] | |||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/28 |
![]() |