Teny iditra | 1 fifaliana |
Fototeny | 2 faly |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] happiness, rejoicing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de se réjouir; le plaisir |
Ohatra |
7 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#] 8 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#] 9 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#] |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fifaliana io |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |