Teny iditra fifampitifirana (tifitra)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Jiolahy telo maty, roa azo sambo-belona, izay no vokatry ny fifampitifiran' ny zandary sy ireo olon-dratsy teny @ Village Famonjena Amboanjobe io atoandro io [, 2015/12/22]

2017/07/03