Teny iditra tifitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famelezana amin' ny basy; fandefasana zavatra hahavoa ny hafa; fikendrena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy shooting [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de tirer [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ampahan-tsegondra taorian' izay, velona ny tifitra. [Andraina: Mitaraina, takila 235]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31