| Teny iditra | 1 fifampivarotana |
| Fototeny | 2 varotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 noho ny fahalalany sy ny fahatakarany tsy hita noanoa momba ny fifampivarotana.
[2.5#37]
5 Ny fandrosoan' ny fifampivarotana dia zavatra tena nilain' ny firenena roa tonta. [1.38#376] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|