Teny iditra | 1 fifanakalozana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] échange, transaction |
Ohatra |
4 [2.445] Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. 5 [2.472] Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. |
Fototeny | 6 takalo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |