|
|
|
|

Teny iditra 1  fifanampiana
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 aide mutuelle
5 addition [1.13]
Ohatra  6  Kanefa nisy maro ny ady na dia nisy ihany aza ny fifanampiana. [2.508#192]
7  Tsy maintsy taperina daholo ny fifanampiana fa tsy azo asiana ambiny. [2.245#114]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fanampifiana, fifanampiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26