Teny iditra | 1 fifankatiavana |
Fototeny | 2 tia |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitiavana mifamaly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#702] l'amour réciproque |
Ohatra |
6 Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana? [2.296#] 7 Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa. [2.895#] 8 Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. [2.293#] 9 Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fifankatiavana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |