|
|
|
|

Teny iditra1  fifanohanana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.285] Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana.
4  [2.472] Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra.
Fototeny  5  tohana
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07