Teny iditra figagana (gaga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehantsaina amam-panahy eo anoloan-javatra tsy fahita andavanandro, amin' ny lafiny tsara na ratsy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay L'admiration, l'étonnement [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31