Teny iditra | fihady (hady) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-mihady Azo hadina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut creuser, la manière de creuser [1.3] | |
Ohatra | raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |