Teny iditra | 1 fihafiana |
Fototeny | 2 hafy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] endurance, patience. 6 [1.7] doing without; endurance, patience in the face of lack or poverty |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] action de se passer de certaines choses; patience devant la pauvreté ou le manque de moyens |
Voambolana |
8 Ontam-po |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fihafiana io |
Fivaditsoratra | 10 fifiahana, fihafiana, hafafinay, hifafanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |