|
|
|
|

Teny iditra1  fihainoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  haino
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
fitaovana entina mihaino
Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a stethoscope
auscultation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] L’action d’écouter
Cornet acoustique, le stéthoscope
7  [1.13] ouïe
écouteur
Ohatra  8  [2.508] Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary.
9  [1.369#] Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa?
Voambolana  10  Haiaina 11  Fitaovana 12  Fahasalamana

Fivaditsoratra  13  anifihanao, anihifanao, fihainoana, hiafonanay, hiofananay, ifonahanay, nifahoanay, nifaohanay, nifiahanao, nifoahanay, nihafianao, niohafanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29