Teny iditra haino
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Ren' ny sofina: Tsy henoko ny teninao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see re, taino. [Richardson 1885]
 it has been heard that [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay on entend dire [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay audible [SLP 1986]
Sampanteny 
Endriteny 
haino
hainoko
hainonao
hainony
hainontsika
hainonay
hainonareo
hainon'
hainon-
hainom-
haino
hainoko
hainonao
hainony
hainontsika
hainonay
hainonareo
hainon'
hainon-
hainom-
ho haino
ho hainoko
ho hainonao
ho hainony
ho hainontsika
ho hainonay
ho hainonareo
ho hainon'
ho hainon-
ho hainom-
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra haino
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra haina [fitanisana]
Ohatra Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [Ravelojaona 1937]

2019/08/17