Teny iditra | 1 fihaja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona na zavatra ambony mendri-kaja: Tsy hainao saintsainina izany fihajan' ny lanonana tao izany |
Fototeny | 4 haja |
Fivaditsoratra | 5 fihaja, hajifa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |