Teny iditra fihalangalanana (halangalana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro
Mitovy hevitra: fiolonolonana [Rajemisa 1985]
 tsy fandraisana andraikitra [SLP 1986]
Fandikana frantsay désengagement [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31