Teny iditra fihalorana (halotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangaronana zavatra, fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka: Amin' ny alina no fihalorana ny foza sy ny orana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20