Teny iditra |
halotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous Figuré: arracher un secret [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
halotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
|
Ohatra | Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: halte!.
|
|
Teny iditra |
halotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
aloka
[1.78]
|
|
Teny iditra |
halôtra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Moron-dranomasina [1.78]
|
|