|
|
|
|

Teny iditra1  fihalorana
Fototeny  2  halotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fangaronana zavatra, fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka: Amin' ny alina no fihalorana ny foza sy ny orana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20