Teny iditra fihandrona (handrona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra, indrindra ny rano, mihandrona, izany hoe mitoby amin' ny toerana iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Décantation [1.13]
Tovy hevitra fampandriana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20