Teny iditra fihanjahanjana (hanjahanja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20