Teny iditra fihantsiana (hantsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihaikana, fitadiavana hifaninana, hiady, hifampitana amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A challenge, a defiant attitude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Défi, provocation [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20