Teny iditra | 1 fihazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisamborana, fanenjehana, firembena |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#228] L’action de pêcher, de chasser, l’instrument, la saison de la pêche ou de la chasse 5 [1.13] chasse |
Ohatra |
6 [2.643#] koa dia midika tsotra hoe fihazana izany ny firembena. 7 [1.436#] Ary nony tamin' ny taona nanaraka dia natao didy ny fihazana azy hompian' ny vahoaka. |
Fototeny | 8 haza |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fihazana io |
Fivaditsoratra | 10 fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |