|
|
|
|

Teny iditra1  haza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
4  Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
6  something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  pêche au filet ; chasse. [Tankarana] [1.19]
8  butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Ohatra  9  Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436#]
10  nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  remby, toha
Kamban-teny 
unkLabel:Xzoonyms: 
Lahatsoratra  19  Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  20  haza, zaha

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30