Teny iditra | fihetsika (hetsika) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany ¶ Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | comportement, attitude, mobilité [SLP 1986] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |