|
|
|
|

Teny iditra1  fihifihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana noho ny tahotra, fihararetana fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a shudder, a tremor, a quaking, shivering, or shrinking from cold or fear. Comp. jihijihy.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02