Teny iditra (1/2) | 1 jihijihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaintainana noho ny aretina, tahaka ny fiafia, ohatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a tremour, a quivering motion of the body from pain or cold |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] secousses, commotions, comme celle d'un mourant, agitation de tous les nerfs |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 jihijihy |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.19] [Tankarana]
difficile, capricieux |
Fototeny | 13 jihy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |