Teny iditra | 1 fihihirana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 hihitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#246] La ténacité, la constance |
Ohatra |
6 [2.996#] Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana.
|
Fivaditsoratra | 7 fihihirana, 8 fihirihana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |